Raiki-tapisaka antsain’ny ankizyno amafisin'ireo amin’ireo angano vahiny ny momba ny "fée". Manana hery miafina, toa anjely mpiambina ny ankizy hono izy ireny sy manoro azy ny lalana tsara. Misy ihany ireo « Fée » ratsy toetra fa ny ankamaroany dia tsara toetra .
Mitondra hazo kely misy kintana ny tendrony izy, dia ny “baguette magique” izany anaovanyfahagagana.