SEHATRY NY ANKIZY
 
  MANDROSOA
  RAFARALAHY RAMIANTRA
  FAMATARANANDRON'NY NTAOLO
  ANGANO
  TANTARA TODIKY NY LASA
  ANKAMANTATRA
  ANKAMANTATRA tohiny
  ANKAMANTATRY ny NTAOLOZANDRINY
  KITONONA MALAGASY
  MADAGASIKARA
  MAHALIANA: fantatrao ve?
  MPITONDRA 1787-2010
  -RANAVALONA III
  ARIRA
  ASASAINA
  ASAMARIKA
  MITSIKIA
  LALAO ANKIFIDY
  FEE
  JEUX
  OHABOLANA
  NY MOMBA NY NAHATERAHANAO
  ANATRA (+12 taona)
  KAJIO NY HABE ARA-PAHASALAMANA
  BFM TV vaovao mivantana any Frantsa
  Maminany ny solosaina
  GALERIE
  Espace membre
MSN, HOTMAIL,live.fr
TRADUCTION EN LIGNE: texte ou site en entier
HITADY VIDEO:hira,hehy

ANKAMANTATRA
DEVINETTES MALGACHES- ANKAMANTATRY NY NTAOLO
Chez les « Ntaolo Malgaches », Le jeu de devinettes n'etait  pas qu'un divertissement; Il  reposait sur l’observation et encourageait  les enfants à communiquer, à se rapprocher de la nature. C’est  la meilleur façon d’aider les petits (et les grands) à réfléchir et à imaginer. Donc, les devinettes ou « ANKAMANTATRA MALAGASY»  sont fondamentales dans les processus de formation de leurs intelligences. Elles témoignent notre histoire et reconstituent  la vie  de nos  ancêtres.

Tsy latsa-danja koa anefa ny fahendrena sy ny fandinihan'ny ankehitriny raha vakiana ny pejin'ny ANKAMANTATRY NY NTAOLOZANDRINY 

Izy mivady no miady ka ny ankizy no voapotsipotsika   
Soa tsy fangalatra
Tsy omby tsy ondry nefa mahalala ny maintso hohanina
Faladia ambony ranjo
Bataina tsy zaka, afindra mora foana  
 Kapai-tsy hita fery   
Anaty rano tsy lena, an-tanety tsy malazo  
Ilay mahia miankin-drindrina.  
Akao bararata tsy loaka aho hisotroako rano
Elobe tsy mipiaka  
Raha mihohoka izy ambony ny lohaliny, raha mitsilany, ambany ny lohaliny
Ny zanany manao hoe: andeha isika hanao totohondry, ny reniny manao hoe: andeha isika hanao tsipy sandry
Aleveno aho haka ny taolako taloha.  
Alina izy tonga tsy nalaina, atoandro very tsy nangalarina.
Andrahoina tsy masaka, atono mora foana . 
Rehefa tonga Ilaikely dia miala satroka Ingahibe  
Loharano antendronkazo   
Dobokelin'Andriamanitra tsy azo hilomanosana   
Teraka iray zenizeny, teraka iray zenizeny, faralahy lava indrindra
Hano aho hihinanako anao  
Alao ny atiny, alao ny avokavony dia avelao izy hisosa  
Atoandro mampitorovoka, alina mampitsikasina  
Maty aho fa sady lanin’ny tany no lanin’ny olona  
Ilay boka mitaingi-tseza  
Tsy atoraka tsy akivilivily nefa mahalasa lavitra  
Avo izy rehefa mipetraka nohon’ny mitsangana
Ilaikely mahatoky
Ny tsinain-drangahibe miteniteny  
Bolobolo miteraka vatofotsy, vatofotsy miteraka bolobolo    
Antitra vao kotokely   
Tsy miasa miongana, Ilaikely be kenokenona  
Totoina tsy fotsy, avela fotsy ho azy  
Kapain-tsy malazo, dorana mora foana
 Maty tsy maimbo, hani-tsy mahavoky  
Homan-tsy matavy ilay tsy misy vavany  
Ny ray amandreny mitsangana, ny zanaka mitsivalana   
Tsy ray tsy reny ka iantsapazatsapazana  
Kely alàna maharary, be alànana maharary  
Vakiana ny vatampaty, esorina ny lambamena, vao tsakoy fa hitera-menaka.  
Ny tongony tapaka tsy nahafaty azy fa ny lambany latsaka no nahafaty azy   
Solabe minaonaona
Mihinampy tsy matavy
 Teraka tsy nibaby, vaky tsy niroa
Akana vao mitombo
Andriamatoa tia sangy, Andrianaivo be sangy mahery, Ifaralahy mpanao fo lentika Tsinain-dragahibe miteniteny
Salakao ilaikely fa hiady
Tsy basy mipoaka, tsy tafondro mirefotra nefa feno ra Madagasikara  
Mihiratra tsy mahita azy, mikipy vao mahita azy ?  
Any an-tsaha ny velam-pandrika ka ny any an-tanana no voa  
Teraka mba lava ihany, antitra vao mitsipozy.  
Izay teraka lahy avokoa.  

 

 

Miverina eny ambony
        

Copyright © www.ankizy.fr.gd  2007-
ROHY  
 
NY BAIBOLY MALAGASY
BIBLE:texte intégral
100% QUESTIONS
MILALAO

MAHALIANA

 
VAOVAO sy MAHASOA  
 

NY MAHASOA :

 Site des mamans et  jeunes parents
<br>

 ohabolana malagasy

 Découvrir Madagascar dans toute  sa splendeur et tous ses aspects

amusez-vous les enfants!Telecharger l'antivirus avast

Annuaire Malgache974
Annuaire Malgache974


 
Mitady amin'ny GOOGLE  
 

Logo Google

 
 
 
Conjugaison Française :